- Talata 27 Aogositra 2019
Any Ivelany.Fivorian’ny G7 tany Frantsa 251 tapitrisa dolara ampiasaina aty Afrika
Nivory tany Biarritz Frantsa indray ireo firenena matanjaka indrindra mivondrona ao amin’ny G7.
Hamaky ny tohinyNivory tany Biarritz Frantsa indray ireo firenena matanjaka indrindra mivondrona ao amin’ny G7.
Hamaky ny tohinyNanambara ny filoha Amerikanina Donald Trump fa manome vahana loatra an’i Sina ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Varotra (OMC) ary raha mbola mitohy izany dia hiala tsy ho mpikambana ao i Etazonia.
Hamaky ny tohinyMiha miadam-pamindra hatrany ny toekarena iraisam-pirenena. Hita taratra izany miainga hatrany amin’ireo firenena matanjaka izay hita ho samy miaro ny rambony tsy ho tapaka amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNanambara ny filoha Amerikanina Donald Trump fa manome vahana loatra an’i Sina ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Varotra (OMC) ary raha mbola mitohy izany dia hiala tsy ho mpikambana ao i Etazonia.
Hamaky ny tohinyMitaraina amin’ny fanararaom-pahefana ataon’ny polisy, indrindra fa any amin’ny faritra ireo olona nametraka fitarainana fa diso tafahoatra loatra ny fanararaotana fahefana ataon’izy ireo.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny firenena Sinoa omaly, milaza fa haato ny fandefasana mpizahatany sinoa hitsidika an’i Taiwan.
Hamaky ny tohiny